Masina (3), ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra (Ankalazao)

Masina, Masina, Masina,
Ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra
Masina, Masina, Masina,
Ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra

1. Feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra (2)
Hozana, Hôzana, any amin'ny avo indrindra (2)

Masina, Masina, Masina,
Ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra
Masina, Masina, Masina,
Ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra

2. Hosoavina anie ilay avy amin'ny anaran-ny Tompo
Hozana, Hôzana, any amin'ny avo indrindra (2)
Nampiditra hery
Sokajy Masina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0096