Manambara ny nahafatesanao (feo hafa)
Manambara ny nahafatesanao izahay ry Tompo
Mankalaza ny nitsangananao
Miandry ny hiavianao,
Amim-boninahitra.
Mankalaza ny nitsangananao
Miandry ny hiavianao,
Amim-boninahitra.

