Nandresy tokoa ny Tompo e, aleloia
Nandresy tokoa ny Tompo e, aleloia, aleloia!
Nilaozany ny asan'ny ratsy e, aleloia, aleloia,
Velona mandrakizay e, aleloia, aleloia,
Velona mandrakizay e, aleloia, aleloia,
Aleloia, aleloia (aleloia, aleloia)
Aleloia, aleloia (aleloia, aleloia)
Nilaozany ny asan'ny ratsy e, aleloia, aleloia,
Velona mandrakizay e, aleloia, aleloia,
Velona mandrakizay e, aleloia, aleloia,
Aleloia, aleloia (aleloia, aleloia)
Aleloia, aleloia (aleloia, aleloia)

