Nohelohina ianao novonoina
Pretra: Lalina sy mahagaga ny nataon'Andriamanitra ho antsika
Nohelohina ianao, novonoina,
Fa nitsangana tamin'ny maty;
Ka hoy izahay manao hoe:
Dera sy laza anie, ho anao ry Tompo Mpandresy