Raiso Baba
Indreto izahay avy Baba e ia eie!
Manolotra ankafaliana aminao zay kely azonay e! (4x)
1- Io no atolotray fa tantely tapa-bata e ie!
Ka ny fonay no manolotra azy sady mameno azy!
Ref: Raiso Baba e e ia! Raiso Baba (2x)
Ankasitraho Baba e e ia! Raiso Baba!
Ny fanatitray Baba e e ia! Raiso Baba!
Ny mofo sy ny divay e e ia! Raiso Baba!
Na tsy mendrika ho Anao Baba e e ia! Raiso Baba!
(Raiso baba e e ia! Raiso Baba (2x))

2- Io no atolotray fa mofo sy divay e, ia!
Zay kely mba vokatry ny tany, ka ny fonay no mameno azy!

(Raiso Baba e e ia! Raiso Baba (2x))
Ankasitraho Baba e, ity ny fanatitray e! Raiso Baba e, ia!
Ankasitraho Baba e, ny mofo sy divay e! Raiso Baba e, ia!
Raiso ka mba ovao, mba ho soron'ny zanakao! Raiso Baba e, ia!