Tandrignesa hely
Tandrignesa hely ho zaho tandrignesa a,
Hikoragna Zagnahary, hikoragna amintsika é eia,
Tandrignesa hely ho zaho tandrignesa a,
Ny tenin-Jagnahary, masina sy mahery !
1- Aza misalasala, fa avia havako ô,
Ny tenin-Jagnahary masina sy mahery !
Antsika jiaby e, tandrignesa e e ia,
Ny tenin-Jagnahary masina sy mahery !
Ka raiso zalahy é,
Raiso ny Teniny, ary ampiharo amin’ny fiainana eee
Ankatoavo ny Teniny, ary tanteraho amin’ny fiainana
Ka ho sambatra izay mino ny hafatra ambarany (x2)

2- Ny teny ambarany aharitra mandrakizay,