Aleloia é é é, raisinay ny Tenin'ny Tompo ô fa mahery

Aleloia é é é, raisinay ny Tenin'ny Tompo ô fa mahery é (4x)
Teny nampisy ny raha jiaby na ny lanitra na ny tany,
Na ny biby mbamin’ny olombelogno raisinay fa mahery é
Teny nagnova ny fon’i Paoly sy ny fon’i Marie Madelèna
Regninay ny Tenin-Janahary raisinay fa mahery é
Teny nagnavotro antsika jiaby zay nandevozin’ny fahotagna
Amin’izao ny Tenin-Jagnahary raisinay fa mahery é

Raisinay é é ia raisinay ny Tenin'ny Tompo ô (4x)

1-Raisinay ka inoanay é, Teny nampisy ny raha jiaby é ia!
Na ny lanitra na ny tany é é, Na ny biby mbamin’olombelognô ia!
Teny nagnavotro Isiraely é, ‘Zay nandevozina tany Ejipty é ia!
Regninay ny Tenin-Jagnahary é, Mahery ka raisinay é ia!
(Ny Teniny Tompo ô)

2-Raisinay ka iaignanay é, Teny nagnôva ny fon’i Paoly é ia!
Sy ny fon’i Maria Madelèna é, Dia nony Teny mahery é ia!
Teny nagnavotra antsika jiaby é, Zay nandevozin’ny fahotagna éia!
Regninay Tenin-Janahary é, Mahery ka raisinay é ia!
(Ny Teniny Tompo ô)


(Cyrille Marotandrano)
Nampiditra djveveRg25
Sokajy Aleloia
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0102