1. Dia mbola ao amy Tompo no anolorako ny fanatitro,
Dia mbola ao amy Tompo (indroa)
Dia mbola ao amy Tompo no anolorako ny fanatitro,
Eo anatrehany.
2. Ny asa vitako … miaraka aminy.
3. Ny fiainako … ao an-dapany.
4. Zany lalako … eo am-pelatanany.
5. Ny fanahiko … ao an-tranony.
6. Ny fitiavako … lalandava.