Voninahitra ho An'Andriamanitra, Fiadanana ho antsika olombelona
Voninahitra ho An'Andriamanitra
Fiadanana ho antsika olombelona
Nanehoany ny Fitiavany
Voninahitra a, Voninahitra a,
Voninahitra ho an'Andriamanitra e
Midera Anao mankalaza Anao zahay e
Mitsaoka Anao sy Mihoby Anao zahay e
Misaotra Anao eram-po eran-tsaina
Voninahitra a, Voninahitra a,
Voninahitra ho an'Andriamanitra e
Ry Zanak'Ondrin'Andriamanitra e
Ry Tompo Andriamanitray e,
Manala ny fahotan'olo jiaby e
Voninahitra a, Voninahitra a,
Voninahitra ho an'Andriamanitra e
Anao zaraiky no agnabo indrindra e
Ry Tompo Andriamanitray e
Ninao zaraiky ny haja, Voninahitra
Voninahitra a, Voninahitra a,
Voninahitra ho an'Andriamanitra e
Fiadanana ho antsika olombelona
Nanehoany ny Fitiavany
Voninahitra a, Voninahitra a,
Voninahitra ho an'Andriamanitra e
Midera Anao mankalaza Anao zahay e
Mitsaoka Anao sy Mihoby Anao zahay e
Misaotra Anao eram-po eran-tsaina
Voninahitra a, Voninahitra a,
Voninahitra ho an'Andriamanitra e
Ry Zanak'Ondrin'Andriamanitra e
Ry Tompo Andriamanitray e,
Manala ny fahotan'olo jiaby e
Voninahitra a, Voninahitra a,
Voninahitra ho an'Andriamanitra e
Anao zaraiky no agnabo indrindra e
Ry Tompo Andriamanitray e
Ninao zaraiky ny haja, Voninahitra
Voninahitra a, Voninahitra a,
Voninahitra ho an'Andriamanitra e
Nampiditra Jean_Luck_R
Sokajy Hiran-damesa - Voninahitra