Apetrako am-bavaka
Mba hanamafy sy hamerimberina
Ilay faniriako hatr'izao ao am-po
Hiezaka hatrany tsy hiverina
Raha izany no sitrakao ry Tompo รด
K'apetrako am-bavaka (x2)
1. Tsapako fa sarotra
Ny tebiteby sy ny tahotra
Ny saina moa tanora
Maro koa ny mpanakora
k'apetrako am-bavaka
2. Ny fiainako tsy mendrika
Indraindray aho toa rendrika
Fa be ny hadisoana ka mila hanafoana
k'apetrako am-bavaka
3. Atolotro am-pitokiana
Fa safidy an-kafaliana
Ny voady ho doria
ka aoka isika hifankatia
K'apetrako am-bavaka
Ilay faniriako hatr'izao ao am-po
Hiezaka hatrany tsy hiverina
Raha izany no sitrakao ry Tompo รด
K'apetrako am-bavaka (x2)
1. Tsapako fa sarotra
Ny tebiteby sy ny tahotra
Ny saina moa tanora
Maro koa ny mpanakora
k'apetrako am-bavaka
2. Ny fiainako tsy mendrika
Indraindray aho toa rendrika
Fa be ny hadisoana ka mila hanafoana
k'apetrako am-bavaka
3. Atolotro am-pitokiana
Fa safidy an-kafaliana
Ny voady ho doria
ka aoka isika hifankatia
K'apetrako am-bavaka
Nampiditra rayandoscj
Sokajy Fitokisana