Iray vatsy, iray aina ao amin’i Kristy isika e!
Anamnèse
Pretra : Iray vatsy, iray aina ao amin’i Kristy isika !
Isaky ny mihinana izao mofo izao,
sy misotro amin’izao kalisy izao,
dia manambara izahay e,
ny nahafatesanao, ry Tompo,
miandry ny hiavianao e
amim-boninahitra.
Pretra : Iray vatsy, iray aina ao amin’i Kristy isika !
Isaky ny mihinana izao mofo izao,
sy misotro amin’izao kalisy izao,
dia manambara izahay e,
ny nahafatesanao, ry Tompo,
miandry ny hiavianao e
amim-boninahitra.