Tompo malala o
Tompo malala o nampianarinao anay ilay vavaka tsara indrindra
Ka sahy izahay e miandrandra ny lanitra mihanta hoe :
Rainay o any an-danitra,
hohamasinina anie ny Anaranao ;
ho tonga anie ny fanjakanao ;
ho tanteraka anie ny sitraponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.
Omeo anay anio ny haninay isan'andro ;
avelao ny fahotanay,
tahaka ny hamelanay izay nanao ratsy taminay ;
aza avelanao ho azon'ny fitaoman-dratsy izahay,
fa manafaha anay amin'ny ratsy.
Fa anao ny fanjakana sy ny hery
Anao ny voninahitra voninahitra mandrakizay

Nampiditra ainapremier
Sokajy Hiran-damesa