VONINAHITRA ANIE HO AN'NY RAY MPAHARY
Voninahitra anie ho an’ny Ray Mpahary
Voninahitra anie ho an’ny ho an’ny Zanaka Mpamonjy
Voninahitra anie ho an’ny Fanahy Mpankahery
Ka ny dera sy ny haja anie hoan’ny Trinité Masina