AOKA HANAKOAKO (Jean de Matha)

 
Aoka hanakoako ny fiderana Anao
Ny feonay miantso anao ry Tompo avo indrindra
Andriamanitra Tokana Olona Telo
Omem-boninahitra sy fanajana sy fitsahona mandrakizay
 
Masina (x3) Ianao ry Tompon’ny lanitra
Feno ny voninahitrao ny tany rehetra
 
 
Nampiditra PVST
Sokajy Olomasina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0092