ISAKY NY MIHINANA AN'IZAO MOFO IZAO ( R. Sylvestre )

 

Isaky ny mihinana an'izao mofo izao

Sy misotro amin'izao kalisy izao

Dia manambara ny nahafatesanao izahay

Sy mankalaza fa tafatsangana indray

Tamin'ny andro faha-telo

Miandry ny hiavianao amim-boninahitra izahay

Miandry ny hiavianao amim-boninahitra  

Miandry ny hiavianao amim-boninahitra izahay

Miandry ny hiavianao amim-boninahitra

 

 

Nampiditra Randriamasy
Sokajy Hiran-damesa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0097