Masigny tegna masigny ( R. Sylvestre )
MASIGNY TEGNA MASIGNY ( R. Sylvestre )
Refrain:
Masigny tegna masigny e e e ia
Masigny tatoboe 
Zagnahary mahay raha jiaby ee ( 4 x )
1- Feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra
    Hozana a a a a, Hozana ee (Hozana)
    Hozana any amin'ny avo indrindra 
    Hozana any amin'ny avo indrindra 
2- Hosoavina anie lay hoa avy amin'ny anaran'ny Tompo
    Hozana a a a a, Hozana ee ( Hozana )
    Hozana any amin'ny avo indrindra 
    Hozana any amin'ny avo indrindra 

