Masina e ny Tompo Andriamanitra, henim-boninahitra

 

Masina e ny Tompo Andriamanitra, henim-boninahitra. (Tonalité en Fa#)

 

 

Masina e ny Tompo Andriamanitra

     Henim-boninahitra, Masina

Masina e ny Tompo Andriamanitra

     Henim-boninahitra, Masina

Masina, Masina a, Masina, Masina

Masina, Masina a, Masina, Masina

 

1-Feno ny voninahitrao ô

Ny tany sy ny lanitra e

Hozana any amin'ny avo indrindra e

Hozana a, hozana (X2)

 

2-Hosoavina anie ilay avy e

Ilay avy amin'ny anaran'ny Tompo ôôô

Hozana any amin'ny avo indrindra e e

Hozana a, hozana (X2)

 

Nampiditra Guliano
Sokajy Masina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0209