Miran-dava i Kristy

Ô ! ô ! ry namako ô

Tsarovy lalandava

Miran-dava i Kristy

 

1. Izao no didiko, hoy i Kristy

Mifankatiava, hoy i Kristy

lanareo, hoy i Kristy

 

2. Ao amin'ireo mahantra   - i Kristy

Ao amin'ireo kamboty  - i Kristy

Ao amin'ireo madinika   - i Kristy

 

3. Ao amin'ny ankohonana   - i Kristy

Ao amin'ny Fiangonana   - i Kristy

Ao amin'izao tontolo izao  - i Kristy

Nampiditra Guliano
Sokajy Fitokisana - Rakitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0774