Midina Ianao Fanahy, Fanahy Masina e

Fiv :  Midina Ianao Fanahy, Fanahy Masina e

          Midina mba hanamasina eee

          Midina re (in-2)

          Amia izahay e, ireo fanomezana fito (in-4)

 1-    Avia Anao Fanahy ô, avia

Fanahy fahendrena, avia

Fanahy fazavan-tsaina, avia

Fanahy Masina ô, avia re

 

2-    Avia Anao Fanahy ô, avia

Fanahy fifidianana, avia

Fanahy faherezana, avia

            Fanahy Masina ô, avia re

3- Avia Anao Fanahy ô, avia

Fanahy fahalalana, avia

Fanahy fahatahorana an' Andriamanitra, avia

Fanahy Masina ô, avia re

4-Avia Anao Fanahy ô, avia 

Fanahy fitiavam-bavaka, avia

Fanahyfitiavam-bavaka,

avia Fanahy Masina ô, avia re

 

Nampiditra Guliano
Sokajy Fanahy Masina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0409