Ry Tompo Zanahary ô, indreto izahay zanakao
Ry Tompo Zanahary ô,
indreto izahay zanakao,
mitodika aminao
mangataka ny meva,
mangataka ny tsara avy aminao e,
henoy ny vavakay
(Tonalité en La)
Ry Tompo Zanahary ô,
indreto izahay zanakao,
mitodika aminao
mangataka ny meva,
mangataka ny tsara avy aminao e,
henoy ny vavakay
(Tonalité en La)