Tandrignesa ely

1-Tandrignesa ely ho zah tandrignesa,hikoragna zagnahary hikoragna amintsika eya
 -tandrignesa ely ho zah tandrignesa ahhh,ny tenin-janahary masina sy mahery (2 fois)
 - Ko aza misalasala fa avia havako ohhh
 - -ny tenin-janahary masina sy mahery
  hmmm antsika jiaby eee tandrignesa eheya
   -ny tenin-janahary masina sy mahery
   - (oh raiso azalahy eee)
fiv:Raiso ny teniny ary ampiaro amin'ny fiainana eee
    ankatoavy ny teniny ka tanteraho amin'ny fiainany eee
       -ka ho sambatra izay mino ny hafatra ambarany
       - ka ho sambatra izay mino ny hafatra ambarany (2fois)
 
2- Tandrignesa ely ho zah tandrignesa,hikoragna zagnahary hikoragna amintsika eya
 -tandrignesa ely ho zah tandrignesa ahhh, ny tenin-janahary masina sy mahery (2 fois)
 - ny teny hambarany haharitra mandrakizay
 - -ny tenin-janahary masina sy mahery
  Ka tsy ho menatra ireo mino azy eheyah
   -ny tenin-janahary masina sy mahery
   - (oh raiso azalahy eee)

          FIVERENANA+mozika

fiv+ ka ho sambatra izay mino ny hafatra ambarany
    -ka ho sambatra izay mino ny hafatra ambarany(4fois)
    - ka ho sambatra.

( CHORALE Feo Vaon'ny Fitiavana) St. Paul Mangarivotra Toamasina 
Nampiditra Riva0
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0247