Masina e! ny Tompo Andriamanitra, henim-boninahitra, Masina

(tonalité Fa#)

Masina e ny Tompo Andriamanitra

     Henim-boninahitra, Masina

Masina e ny Tompo Andriamanitra

     Henim-boninahitra, Masina

Masina, Masina a, Masina, Masina

Masina, Masina a, Masina, Masina

 

1-Feno ny voninahitrao ô

Ny tany sy ny lanitra e

Hozana any amin'ny avo indrindra e

Hozana a, hozana (X2)

 

2-Hosoavina anie ilay avy e

Ilay avy amin'ny anaran'ny Tompo ôôô

Hozana any amin'ny avo indrindra e e

Hozana a, hozana (X2)

Nampiditra Guliano
Sokajy Masina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.009