Aleloia, ny Teninao, ry Tompo, no teny masina

Ny Teninao, ry Tompo, no teny masina
Ny Teninao, ry Tompo, no sakam-panahy
Koa izay mihaino ny teninao sy matoky ny fisianao,
Dia hanana fiainana mandrakizay
Koa izay mihaino ny teninao sy matoky ny fisianao,
Dia ho velona amin'ny fiainana mandrakizay
Aleloia, aleloia! Aleloia, aleloia!

Nampiditra j_rahasa
Fihirana Hasina p. 844
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.009