Atrehonao zahay

Atrehonao zahay Zagnahary Babanay

F’Ianao no fototry ny raha jiaby e e

Koa mba tantano sy tsimbinao zahay

Zagnahary e miandrandra Anao zahay

 

1. Ho an’ny Eglizin’Andriamanitra : Omeo

Mpiandry mahatoky

Hitandrina ny ondrinao ou

Aoka isika hivavaka

 

2. Ho an’ireo mpitondra anay

Hikatsaka ny fahamarinana

Hitady soa ho an’i vahoakany

Aoka isika hivavaka

 

3. Ireo tanoranao tantano

Hanomana ny hoavy mamiratra

Mba hamantatra izay ho anjarany

Aoka isika hivavaka

 

Nampiditra Lolo89
Sokajy Ranombavaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.009