Ilay voady

Tiako mba tsy ho hadino ‘lay voady

Zay natao teo ambonin’ny ôtely

Fanekena, natao an-tsitra-po

Fa tsy an-tery ny hifankatia

Mandra-maty, tsy azo sarahin’olombelona

O ô afa tsy Andrialanitra no mampiray

 

Tiako mba tsy hiova ilay fitia

Zay natao teo ambonin’ny Otely

Fanekena natao an-tsitra-po

Fa tsy an-tery ny hifankatia

Mandra-maty e e sy azo sarahin’olombelona

 O ô ô Afa tsy Andriamanitra mampiray

 

An ! an ! an ! Manankery !

‘Lay voady natao e e

An ! an ! an ! Masina

Fa dia an-tsitra-po e e

An ! An ! An ! Sarotra

Kanefa

An ! An ! An ! Mahareta !

Fa ahita hasambarana

An ! An ! an ! Dia maro

Ny zava-mitranga e e

An ! An ! An ! Sitrapony

Ilay nahary antsika

An ! An ! An ! Ny mampiray

 

Nampiditra Lolo89
Sokajy Fanambadiana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0733