LITANIAN'NY MPANETRY TENA

Amin'ny faniriana te ho tian' ny olona, afaho izahay, Jesoa!
Amin'ny faniriana te ho deraina,afaho izahay, Jesoa!
Amin'ny faniriana te ho heni-kaja,afaho izahay, Jesoa!
Amin'ny faniriana te ho tiana mihoatra ny sasany,afaho izahay, Jesoa!
Amin'ny faniriana te ho filankevitra,afaho izahay, Jesoa!
Amin'ny faniriana te ho hampiadanina,afaho izahay, Jesoa!
Amin'ny tahotra sao halam-baraka,afaho izahay, Jesoa!
Amin'ny tahotra sao tebahina,afaho izahay, Jesoa!
Amin'ny tahotra sao atosiky ny sasany, afaho izahay, Jesoa !
Amin'ny tahotra sao endrikendrehina,afaho izahay, Jesoa!
Amin'ny tahotra sao hadinoin' ny olona, afaho izahay, Jesoa!
Amin' ny tahotra sao vazivazina, afaho izahay, Jesoa!
Amin'ny tahotra sao tsiratsiraina, afaho izahay, Jeso

Nampiditra Zoangela
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0294