Hanatona ny ôtelinao aho, ry Tompo
Hanantona ny ôtelinao aho, ry Tompo (tonalité La)
1. Hanatona ny Otelinoa aho, ry Tompo
Hanatona ny Otely Masina e !
Fa lanao no nanome izao hafaliana
Mameno ny foko sy ny saiko izao.
Réf : Fa lanao re ! Fa lanao re !
No Tompoko sy Andriamanitro
2. Haravoana lalandava anie ry Tompo
No entiko midera sy mihoby e!
Fa nomenao anay ny Zanakao
Ho Sorona Velona ambony Otelinao