Didy vaovao no homeko anareo
Didy vaovao no omeko anareo (Tonalité Ré)
Fiv : Didy vaovao no omeko anareo
Dia ny hifankatiavanareo
Sambatra izay mifankatia
Izay mandray ny hafatr’i Kristy
Sambatra izay mifankatia
‘zay mandray ny fiadanany (in-2)
Nampiditra Guliano
Sokajy Fiadanana - Fihavanana