Jereo ry Tompo ô

Hira fanolorana :  JEREO RY TOMPO Ö  (tonalité Ré)

 

1-Jereo ry Tompo o 'ty mofo atolotray

Na dia tsy mendrika aza raiso ry Tompo o

 

Réf :  Andriamanitra ô ! Raiso ny tolotray e

          Fa entinay midera anao, ry Tompo be fitia

          Andriamanitra ô, ankasitrao ny tolotray

          Na dia tsy mendrika ho anao

          Fa afoinay mandrakizay ho voninahitrao.

 

2-Ity divay anie ho ràn'ny zanakao

Raiso ry Tompo! ho famonjena anay

Nampiditra Guliano
Sokajy Fanolorana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.019