Voninahitra anie ho Anao

Voninahitra anie ho Anao ry Tompo

Andriamanitra any amin’ny  avo indrindra eia

Fiadanana anie ho antsika olombelona

Fa nanehoany ny hatsaram-pony e

 

Voninahitra e ia! I e he Vobinahitra e ia an

Voninahitra e ia! I e he Voninahitra ho anao e

1.      Midera anao izahay eia

Mankalaza ny anaranao ry Ray e ia

Mitsaoka anao izahay eia

Misaotra anao izahay e

 

1.      Ry Jesoa Kristy e ia

Talagnôlon-Janaka Zagnahary e ia

Tompo Andriamanitra zokinay e eia

Zanaka lahitokan’ny Ray e

 

2.      Ianao manala ny hehokay e ia

Ka mamindrà fo aminay e ia

Mipetraka an-kaherin-Jagnahary e ia

Ka mba raiso re ny fifonanay e

 

3.      Anao zaraiky no masigny eia

Anao zaraiky no Tompo ôia

Anao zaraiky no avo indrindra e ia

Ao amy voninahitry Zagnahary e ia

Nampiditra JOSEPH2
Sokajy Voninahitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0088