MANDEHANA RY TANORA

1.      Mandehana ry tanora

Mitondrà ny hazofijaliana

Mamakivaky izao tontolo izao

Ho  vavolombelon’ny fitiavana

 

REF: Reharehao ny hazofijalian’I Kristy

         Amin’izay rehetra atao

         Matokisa zagnahary e

    Na amin’ny mora na amin’ny saotro ô ia

         Ataova tsara fototro ny finoana an

  Fa tsy misy tsy azo atao ho an’izay mino

 

2.      Mahareta mivavaka ianareo

Eo anatrehan’ny hazofijalian’I Kristy

Ataova am-pinoana sy am-pitiavana a

Fa maro ny fahavalonareo

 

3.      Mitafia ny herin’ny fanahy masina an

Miara-mivavaka amin’ny masina Maria

Ilay Reny tsy mahafoy

Miara-dàlana aminao isan’andro

 

Nampiditra JOSEPH2
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0089