Andao handeha amin'ny Fitiavana, (andao e, ndao re isika handeha, Fitiavana)

Andao e, ndao re isika
Handeha Fitiavana
Aia ny tananao, 
Andao handeha amin'ny Fitiavana e
Tahaka an'i Kristy
Aia ny tananao, ity ny tanako
hifampizara fiadanana

Fitiavana tsy misy avakavaka,
Eny e,e
Zegny no didin'ny Kristy e
Hiainantsika e,
Hahafantarana antsika fa tena mpianany
Andao e,

Andao e, ndao re isika
Handeha Fitiavana
Aia ny tananao, 
Andao handeha amin'ny Fitiavana e
Tahaka an'i Kristy
Aia ny tananao, ity ny tanako
hifampizara fiadanana

Hampanjaka ny fihavanana,
Eny e,e
Fihavanana omban'ny fitiava-namagna e,
Hiainantsika e,
Hahafantarana antsika fa tena mpianany
Andao e,

Nampiditra Jean_Luck_R
Sokajy Fiadanana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0264