Tantely tapa-bata (Ndreto ô navy Baba)

(in-4)
Ndreto ô, navy Baba e
Manolotro an-karavoagna
Voatsirambin'ny tagnagna
'Zay kely mba hitanay
Fa zegny tantely tapa-bata
Ny fonay manolotro azy e, Baba ee
Mameno azy e,

Ankasitraho Baba ee ia e, (in-4)
Ny fanatitray
Ny mofo sy divay e ia
Na tsy mendrika ho Anao ô
Raiso Baba e

(in-4)
Ndreto ô, navy Baba e
Manolotro an-karavoagna
Voatsirambin'ny tagnagna
Ny mofo sy ny divay
Izay kely mba vokatry ny tany
Ny fonay manolotro azy e, Baba ee
Mameno azy e,

Ankasitraho Baba ee ia e, (in-4)
Ny fanatitray
Ny mofo sy divay e ia
Na tsy mendrika ho Anao ô
Raiso Baba e

Raiso Baba ee ia, Raiso Baba e (in-4)
'Reto fanatitray (Raiso Baba ee ia, Raiso Baba e)
Ny mofo sy ny divay e ia ...
Raiso ka mba ovao ...
Mba ho soron'ny Zanakao ô ...

Nampiditra Jean_Luck_R
Sokajy Fanolorana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0161