Aleloia ho avy ny Tompo Aleloia ilay Zanak'Andriamanitra Aleloia miomana isika Hitsena ny Tompo ilay Teny tonga nofo Aleloia, aleloia !!