FIADANANA VOANDALANA
1. Mandehana ianareo e ! amin’izao tontolo izao (2x)
Mitoria ny Evanjely amin’ny voary manontolo
Zay tanàna idiranao e! Ka mandray ny teniko (2x)
Itorio sy ambarao ny fiadanana
Fiv : Fiadanana e ! Voandalana a!
(Hifampilaza) Fiadanana nentin’ny Tompo nitsangan-ko velona
Fiadanana e ! Voandalana a !
Ifampilazao amin’ireo namanao hiara-manana
2. Ny hahafantaran’ny olona fa tena mpianatro (2x)
Mifankatiava ianareo ! Toy ny nitiavako anareo
Fa ny Ray naniraka ahy, izaho maniraka anareo (2x)
Raha mamoa be ianareo e! Voninahitry ny Ray
Nampiditra rayandoscj
Sokajy Fiadanana