TIA TOA AN'I JESOA

TIA TOA AN’I JESOA

 

1-Indray andro nisy ankizy nisakana ahy

Nahita ahy dia nitsiky izy

Nitondra taratasy sy stylo

Ary enti-mody mba hatao

Ary nanontany ahy izy hoe

Inona no ataoko mba hahafaly ahy?

 

Fiv: Tia toa an’i Jesoa

Miasa toa an’i Jesoa

Mianatra toa an’i Jesoa

Miaina toa an’i Jesoa

Mitsiky toa an’i Jesoa

Midera toa an’i Jesoa

Ary mandritra ny alina

Hatory tsara ka ho faly ianao

 

2-Vao nandre ahy niresaka izy

Dia niteny hoe tsara izany

Nangataka ny hamerina indray

Ireo voalazako moramora

Ary nanontany ahy izy hoe:

Inona no ataoko mba hahafaly ahy ?

Nampiditra rayandoscj
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0156