IANAO IZAY MBOLA AO ANATIN'NY HAIZINA

1-Ianao izay mbola ao anatin’ny haizina

Mijoroa ianao fa tia anao ny Ray

Itafionao ny fahasoavana

Fa vonona handray anao ny Ray

 

Miantso anao ny Ray

Hihavana aminy indray

Fa ny Ray anie tsy manao an-dolom-po

Fa mamela ny helokao rehetra ny Ray (in-2)

 

2- Tsy misy sitrany ny vola sy ny harena

Fa ireo anie no mamatotra anao

Mba fantaronao ny zavatry ny lanitra

Dia ny harena tsy mety ho lo tokoa

Nampiditra rayandoscj
Sokajy Fitiavana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0093