NY FITIAVANAO NANAVOTRA AHY

Nampiditra: rayandoscj
Sokajy: Fo Masin'i Jesoa, Fitiavana,


Ny fitiavanao nanavotra ahy

Sy nanolotra hasambarana

Ny fitiavanao namatotra ahy

Ka ho sitrako ny anatrao

 

1.Raha ny lalako tsy arahinao

Tsy ahoako akory nefa indrisy

Noho ianao ihany no iorenako

Hanorim-pitia ao aminao

 

2.Ho mandrakizay ny fitiavako

Ho eo anilanao hanjohy anao

‘Zay alehanao no alehako

Hanolorako fitia anao

 

3.Tsy noraisinao ny fiadanako

Ka nolavinao ny lalako

Miverena ianao fa hotiaviko

Ka avelako ny helokao 


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0069 s.] - Hanohana anay