Atolotsa am-pitiavana

Ny masoandro efa nilentika

Fa manjenigna aminay atoy

Koa ny maizigna ro te hanjaka

Tompo ô, hazavao ny fonay

 

Tompo ô,

Raiso an-tananao ny aignay e!

Atolotsa am-pitiavana

Mba ho fisaorana Anao

Atolotsa am-pitiavana

Mba ho fisaorana Anao

 

Ireo ezaka nifandrimbognana

Ny fahombiazana izay nahafaly

Ny havizanana mety ho haza

Tompo ô, havaozy ny herinay

 

Hava-tiana any lavitsa agny

Eo anilan'ny boaka hafaleagna

Ho azy ireo ihany koa ireo sahirana

Tompo ô, zandrinao aby agnay

 

Tebiteby agnatin'ny aligna

Ahiahy tsy hatotosa dia!

Te hisisika leky ny tahotsa

Aza avela ho resy agnay

Nampiditra fénelann
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0675