Isaky ny mihinana
Isaky ny mihinana izao mofo izao,
Isaky ny misotro amin'izao kalisy izao,
Dia manambara ny nahafatesanao,
Miandry ny hiavianao
Miandry ny hiavianao amim-boninahitra.
Isaky ny mihinana izao mofo izao,
Isaky ny misotro amin'izao kalisy izao,
Dia manambara ny nahafatesanao,
Miandry ny hiavianao
Miandry ny hiavianao amim-boninahitra.