Aleloia Aleloia ny Vaovao Mahafaly
Aleloia, Aleloia!
Ny Vaovao Mahafaly
Avy aminao Jesoa,
Tari-dalana ho an'ny fiainanay
Torinay am-pinoana
Amen! Aleloia!
Aleloia, Aleloia!
Ny Vaovao Mahafaly
Avy aminao Jesoa,
Tari-dalana ho an'ny fiainanay
Torinay am-pinoana
Amen! Aleloia!