Babonao ny fo
Babonao ny fo amam panahiko, ry Tompo ô!
Ny saiko migaga ny asanao!
Sitrako sy teliko
Ny safidy nomenao ahy, Jesoa ô
Dia fiainana fitiavan-tsy ho lo!
1- Fony mbola mpanota aho ry Tompo ô
Tsy nahalala Anao akory
Kanjo tampoka voazava
Ny tsela-pahazavanao.
2- Toy ny fanilo manazava
Ny fahasoavanao nitosaka
Ny mangidy niova mamy
Nolalaikosatria Lova soa
3- Endrey! Ity haben'ny indrafonao ry Tompo
Fa naneho zava-mahagaga Ianao,
Ka hidera hisaotra Anao Nahary
Noho ny hasoa sy ny harevaky ny voaary.
4- Ny fanomezanao ireo Rahalahy
Dia lasa harem-panahy
Koa raisiko an-kafaliana
Ho santatr'ilay any aoriana.
Ny saiko migaga ny asanao!
Sitrako sy teliko
Ny safidy nomenao ahy, Jesoa ô
Dia fiainana fitiavan-tsy ho lo!
1- Fony mbola mpanota aho ry Tompo ô
Tsy nahalala Anao akory
Kanjo tampoka voazava
Ny tsela-pahazavanao.
2- Toy ny fanilo manazava
Ny fahasoavanao nitosaka
Ny mangidy niova mamy
Nolalaikosatria Lova soa
3- Endrey! Ity haben'ny indrafonao ry Tompo
Fa naneho zava-mahagaga Ianao,
Ka hidera hisaotra Anao Nahary
Noho ny hasoa sy ny harevaky ny voaary.
4- Ny fanomezanao ireo Rahalahy
Dia lasa harem-panahy
Koa raisiko an-kafaliana
Ho santatr'ilay any aoriana.
Nampiditra Rakotoniaina Allain Jean Bosco