Manomboka ety an-tany ny Paradisa

1. Manomboka ety an-tany ny Paradisa
Raha isika mifankatia
Mifankatiava havako ô!
Ie izany no didy lehibe

Mifankativa e! e! (x2)
Izay no didy lehibe (kara nitivako anareo)
Mifankativa e! e! (x2)
Izay no didy tena tena tsara

2. Didy vaovao tena tsara
No ampianariko anareo
Hamantaran’ny olona fa mpianatro ianareo
Raha mahay mifankatia

 

Nampiditra nantenaina3
Sokajy Fiadanana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0086