Asam-pamonjena (Hira Faneva VALIA)
1. Mandray anao ho ohatra
Victoire RASOAMANARIVO
Nanaiky natao sorona
Ombam-pitiavana mandrakariva
Koa indreto izahay VALIA
Hanasoa sy hamafy fitia
Hivavaka, hampivavaka, hanentana hivavaka
Hanamasin-tena, hanamasina ny hafa
Ho voninahitry ny Batemy Masina
2. Mba ho mendrika ho mpanompo
Hanitatra ny fanjakan’ny lanitra
Ho diam-penin’ny Tompo
Hahafoy fotoana, handray andraikitra.
3. Tsofy rano re, ry Ray ô!
Tefeo ny famindram-ponao,
Hanatontosa ny adidinay
Tsy hivaona amin’ny sitraponao.
4. Vavaka sy Asa Litorjika
Iderana an’Andriamanitra
No manentana ny asantsika
Hanakatra ny lanitra
Victoire RASOAMANARIVO
Nanaiky natao sorona
Ombam-pitiavana mandrakariva
Koa indreto izahay VALIA
Hanasoa sy hamafy fitia
Hivavaka, hampivavaka, hanentana hivavaka
Hanamasin-tena, hanamasina ny hafa
Ho voninahitry ny Batemy Masina
2. Mba ho mendrika ho mpanompo
Hanitatra ny fanjakan’ny lanitra
Ho diam-penin’ny Tompo
Hahafoy fotoana, handray andraikitra.
3. Tsofy rano re, ry Ray ô!
Tefeo ny famindram-ponao,
Hanatontosa ny adidinay
Tsy hivaona amin’ny sitraponao.
4. Vavaka sy Asa Litorjika
Iderana an’Andriamanitra
No manentana ny asantsika
Hanakatra ny lanitra

