Vavaka aloha sy aorian'ny komonio
FIVAVAHANA ALOHAN'NY KOMONIO
FinoanaJesoa Mpamonjiko mino mafy aho, fa ny vatanao sy ny ranao sy ny fanahinao ary ny fomban'Andriamanitra ao aminao no efa ho raisiko amin'ny komonio, Andrriamanitra mino izany aho fa Ianao ihany no nilaza
Fanantenana Jesoa Mpamonjiko, manantena aho fa rehefa mandray Anao ato am-poko amin'ny komonio anio, dia homenao ny fahasoavanao sy horaisinao any an-danitra amin'ny andro hoavyFitiavanaJesoa Mpamonjiko, be loatra ny fitiavanao ahy, fa efa homenao ahy ny tenanao manontolo: koa tahio aho mba hanomezako Anao ny tenako manontolo, ary mba hitiavako Anao irery mandrakizay.Fanetren-tenaJesoa Mpamonjiko, tsy mendrika ny hidiranao ato amiko aho, fa manonona teny iray ihany, dia ho sitrana ny fanahiko.FanenenanaFIVAVAHANA AORIAN'NY KOMONIO
FitsaohanaJesoa Mpamonjy, mitsaoka Anao izay efa tonga ato anatin'ny foko aho ary manaiky anao ho Tompoko sy mpanjakako, sy manome Anao ny tenako manontolo.FisaoranaJesoa Mpamonjiko, misaotra Anao inarivo inarivo aho, noho ny hahasoavana mahagaga nomenao ahy, noho ny nidiranao ato anatin'ny foko amin'ny komonio masina.FangatahanaJesoa Mpamonjiko, mba omeo ahy ny zavatra rehetra ilan'ny fanahiko sy ny vatako amin'ny fiainana ankehitriny sy amin'ny fiainana mandrakizay,Fikasana tsaraJesoa Mpamonjiko, aleoko maty toy izay mandroaka Anao hiala amin'ny foko indray fa efa sambatra loatra aho mandray Anao ato anatin'ny foko amin'ny komonio masina