Avia ianareo nosoavin'ny Raiko (2)

Fa noana aho, nomenareo hanina;

nangetaheta aho, nomenareo hosotroina;

nivahiny aho, nampiantranoinareo;

tsy nitafy aho, notafianareo;

narary aho, novangianareo;

tany an-tranomaizina aho, notsidihinareo...

"Lazaiko marina aminareo fa isaky ny nanao izany

tamin'ny anankiray amin'ireto havako kely indrindra

ireto ianareo, dia nanao izany tamiko". (Matio 25, 34... 40)

Nampiditra Belle
Sokajy Fitiavana
Fihirana Hasina p. 832
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0092