Aba Ray ô, midera anao aho: hankalazaina anie ny anaranao.

Nampiditra: j_rahasa


  • Fihirana Vaovao p. "529

1. Ilay Fanahy mibitsika,
miangavy anao hivavaka

Aba Ray ô, Ray ô, midera anao aho:
Hankalazaina anie ny anaranao.

2. Henoy izy manasa anao,
mba hankalaza 'lay Rainao.

3. Ka renao ve ilay feo
misasasasa manandra-peo.

 


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0068 s.] - Hanohana anay