Andriananahary ô, topazo maso re

Andriananahary ô ô,  topazo maso re
‘Zahay mpanomponao manoloana etoana izao:
Tomponay ianao, Andriamanitray ianao,
Raiso re izao fanatitray izao.

1. Ny mofo sy ny divay aterinay e
   Ovao ho Vatana sy Ran’i Jesoa

2. ‘Ty sorom-piderana mendrika anao re
    Atolotray miaraka amin’i Jesoa

Nampiditra j_rahasa
Sokajy Fanolorana
Fihirana Hasina p. 879
Fihirana Vaovao p. 464
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0189