Salagnitra e

Salagnitra e !
Ivôlagna Zagnahary e ! tandrignesa
Aleloia ia e ! Aleloia o o o ia !

1- Volagna Zagnahary e ! ia
Izao ny teny ambarako anareo
Ny fiadanako no avelako ho anareo
Ny fiadanako no omeko anareo
Aparitaho ny tenin-dRanahary
Toriho fahafahana ireo migadra
Omeo hery ny torotoro fo
Manaova soa amin’ny malahelo
Izany no fitiavan-dRanahary (2 fois)

Torio amin’ny vahoaha aran-tany ny Teniko
Ataovy Batemy amin’ny Anarako izay mino
Torinay e Ankatoavinay e
Torinay amin’ny fiainanay Aleloia.

2- Volagna Zagnahary e ! ia
Izao re ny Tenin-Jagnahary e
Hampahirato ireo jamba
Alamino ireo izay ady an-trano.
Ampibebaho ireo izay mpanavakavaka
Asandrato ireo madinika
Hofongorana ny fiavonavonana
Vonjeo ny tra-pahoriana
Izany no fitiavan-dRagnahary. (2 fois)
Nampiditra admin
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0097