Misaora an’i Zanahary ‘zao olona tontolo izao

1. Misaora an’i Zanahary
‘Zao olona tontolo izao;
Dia mankalazà Azy,
Fa anton’izao rehetra izao

2. Izay zavatra nomeny
Mahafaly, mahasoa;
Toy ny andro fararano,
Toy ny andro mipoaka.

3. Dia ampitomboy ny sainay
Hahalala ny teninao,
Hahafantatra marina
Izay sitraky ny fonao.

Nampiditra j_rahasa
Fihirana Vaovao p. 438
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0382